Vaovaompiangonana

Miarahaba antsika rehetra, Môpera Angelo (Kennedy) no nitarika ny sorona masina ny alahady 21 jiona teo ; niaraka nanolotra ny sorona masina taminy ry môpera Fulgence, Tsikivy Augustin, Eugène, Jean Chrys ary Pascal. Ny ekipan’ny ELVIR no nanentana ny litorjia ; P. Joslin sy Mr Silvestro no nitendry ny zavamaneno. Anjaran’ny “Zanaky ny Diosezin’Ambanja” (ZDA) ny fanomanana sy fanentanana ny...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! P. Julien no nitarika ny sorona masina ny alahady 14 jiona teo, niaraka tamin’ireo pretra tonga tao, toa an-dry mopera Germain, Frésie, Toky, Eugène, Joslin ary Pascal. Ny “Fiombonan’ny pretra sy relijiozy” no nanomana sy nanentana ny litorjia. P. Joslin sy Mr Silvestro no teo amin’ny fitendrena zavamaneno. Anjaran’ny ELVIR indray ny manomana sy manentana ny litorjia...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! P. Germain Randriamilamina no nitarika ny sorona masina ny alahady 7 jiona, niaraka tamin’ireo pretra vitsivitsy. Nankalazaintsika manokana ny fetin’ny “Vatana aman-drà Masin’i Kristy” ka ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia. P. Joslin sy Mr Silvestro no teo amin’ny fitendrena zavamaneno. Mankasitraka antsika rehetra tamin’ny fandraisana anjara samihafa sy...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! P. Germain Randriamilamina no nitarika ny sorona masina ny alahady 7 jiona, niaraka tamin’ireo pretra vitsivitsy. Nankalazaintsika manokana ny fetin’ny “Vatana aman-drà Masin’i Kristy” ka ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia. P. Joslin sy Mr Silvestro no teo amin’ny fitendrena zavamaneno. Mankasitraka antsika rehetra tamin’ny fandraisana anjara samihafa sy...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! Nankalaza ny alahadin’ny Trinite Masina isika ny 31 mey lasa teo ka i P. Frabrice no nitarika ny sorona masina tamin’izany, niaraka tamin’ireo pretra maromaro tonga tao. I Alfredo no nisahana ny andraikitry ny mpiserivy . Ny “Fraternità” no nanomana sy nanentana ny litorjia, izay mbola nanao ny fandiovana ny fiangonantsika ho an’iny volana mey iny koa taorian’ny lamesa...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! P. Désiré no nitarika ny sorona masina tamin’ny alahady pantekôty teo, niaraka tamin’ireo pretra maromaro tonga tao. Nanao ny raharaha maha- mpiserivy kosa i Francel. Ny “Ekipa sôlida” no nanomana sy nanentana ny litorjia ; Mr Hervé no teo amin’ny fitendrena ny zavamaneno. Taorian’ny sorona masina dia nisy ny “rinfresco” niarahana niala hetaheta. Anjaran’ny “Fraternità...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! Mgr Fidélis, evekan’Ambositra, no nitarika ny sorona masina ny alahady 17 mey teo, izay nankalazantsika an’i Jesoa-Kristy niakatra any an-danitra. Nisy pretra maromaro ihany koa tonga tao nanolotra ny sorona masina niaraka tamin’ny eveka. Tamin’io fotoana io dia nitondra am-bavaka ny fialan-tsasatry ny fanahin-dRabenarison Marcia koa isika; izy moa dia tovovavy...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra. Ny “Fiombonan’ny pretra sy relijiozy” no nanentana ny litorjia tamin’ny alahady 10 mey teo. P. Michel no nitarika ny sorona masina, niaraka tamin-dry môpera Toky, Rolland, Thierry, José ary Eugène. Prez. Silvestro no nitendry ny zavamaneno. Anjaran’ny Zanaky ny Diosezin’Ambanja (ZDA) ny fanomanana sy fanentanana ny litorjia amin’ny alahady izao, 17 mey. Ny “Fraternità”...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! P. Rémi no nitarika ny sorona masina tamin’ny alahady 3 mey teo, niaraka tamin-dry môpera Barnabé, Daudet ary Pascal. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia ; Prez. Silvestro sy Mr Stanislas no nitendry ny zavamaneno. Anjaran’ny “Fiombonan’ny pretra sy relijiozy” indray ny fanomanana sy fanentanana ny litorjia amin’ny alahady 10 mey izao. Ny “Fraternità” kosa no...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! P. Germain no nitarika ny sorona masina ny alahady 26 avrily teo, niaraka tamin’ireo pretra maromaro tonga tao an-toerana. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia ; Prez. Silvestro no teo amin’ny fitendrena ny zavamaneno. Misaotra antsika rehetra tonga niara-nivavaka. Anjaran’ny ELVIR indray no manomana sy manentana ny litorjia amin’ny alahady 3 mey izao ;...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra, P. Pascal no nitarika ny sorona masina ny alahady 19 avrily teo, niaraka tamin’i P. Fulgence sy P. Toky. Ny “Ekipa sôlida” no nanentana ny litorjia ; Prez. Silvestro sy Mr Hervé no nitendry zavamaneno. Misaotra antsika tonga niara-nivavaka. Tamin’io fotoana io koa (18-19 avrily maraina) dia maro tamintsika no nanao ny Pellegrinaggio teny amin’ny Santuario del Divino...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra, Ny “Fiombonan’ny pretra sy relijiozy”, tamin’ny alalan’ireo maseran’ny Saint Paul de Chartres, no nanentana ny litorjia ny alahady 12 avrily teo ; P. Joslin sy Prez. Silvestro no nitendry ny zavamaneno. P. Pascal no nitarika ny sorona masina, niaraka tamin’i P. Germain. Taorian’ny sorona masina dia nisy “rinfresco”, sady niarahabana an’i Mme Meltine izay nankalaza ny...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra ! Tratry ny Paka daholo ! Nankalaza ny paka isika ny alahady 5 avrily teo. P. Pascal no nitarika ny sorona masina, niaraka tamin’ireo pretra izay tonga niara-nanolotra izany. Ny ZDA no nanomana sy nanentana ny litorjia ; Prez. Silvestro, Mr Ernest sy Mr Stanislas no teo amin’ny fitendrena zavamaneno. Tamin’izany ihany koa moa no nandraisan’i Elsie sy Amine Hamish ny...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra, Namangy ny Ankohonana Rasoamanarivo, araka ny efa nampitaina tamintsika teto, i môpera Fulgence Ratsimbazafy, Provensian'ny zezoita Faritr'i Madagasikara, môpera Jocelyn Rabeson, Provensialy vaovao vao voatendry ka handray raharaha amin'ny 31 jolay 2023. Môpera Fulgence no nitarika ny lamesa, notronin'ireo pretra tonga niara-nisorona taminy. Tao ry môpera isany :...(tohiny)
Miarahaba antsika rehetra indray ! Toy izao indray ny famintinana ny fankalazana ny 21 mai 2023 sy ny zavatra vitsivitsy tsara ho fantatra : Nankalaza tamin'ny fomba manetriketrika ny Fiakaran'i Jesoa Kristy any an-danitra isika ny alahady 21 mai 2023 teo. Môpera Daudet no nitarika ny Sorona Masina, notronin-dry Môpera isany : Jocelin, Faly ary Pascal. Nanentana ny litorjia ny MDMK niaraka tamin'...(tohiny)
Faly miarahaba antsika rehetra ! Holazalazaina tsotsotra amintsika indray ny fizotran'ny Sorona Masina ny alahady 14 mai 2023 sy ny vaovao tsara ho fantatra. Anjaran'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy malagasy Roma/italia ny fanentanana ny litorjia tamin'io alahady io. Môpera Etienne no nitarika ny lamesa, notronin'ireo pretra maromaro : Aina, Barnabé, Doris, Hasimanana, Jocelin, Mamy, Pascal...(tohiny)
Faly miarahaba antsika rehetra indray ! Voalohany indrindra dia tsy hay ny tsy hamerimberina ny fisaorana antsika rehetra tamin'ny fiaraha-mientana tany amin'ny Fivahinianana masina izay nataontsika tany Lourdes. Mety ho samy nahatsapa reradreraka ny vatana taorian'iny Fivahinianana iny saingy inoana fa nahatsapa hery mampientanentana ny finoana ihany koa ny tsirairay. Isaorantsika an'...(tohiny)
Faly miarahaba antsika rehetra. Tontosa ny fivahiniana masina nataontsika tany Lourdes. Isaorantsika Andriamanitra noho izany fahasoavana manokana namantarantsika bebe kokoa an'i Masina Maria tsy azon-keloka izany ary niezahantsika nahalala an'i Jesoa tamin'ny alalan'ny Reniny. Fahasoavana izany ary hitondra hery ho antsika hatrany eo amin'ny fiainam-pinoana. Tsy ho voatantarako eto moa ny...(tohiny)
Misaotra an'i Môpera Narindra nitarika ny sorona masina androany 23 avrily 2023, niaraka tamin-dry môpera isany Barnabé, Jocelin, Pascal ary ny diakra Simon. Isaorana toy izany koa ny ELVIR nanentana ny litorjia, niaraka tamin'ny mpitendry (P. Jocelin). Ankasitrahana ireo nisahana fandraisana anjara manokana toy ny mpiservy (Seba), mpandravaka sy mpanomana ny hôtely, mpitaty rakitra, mpanomana ny...(tohiny)
Faly miarahaba antsika rehetra indray amin'ny alalan'ity vaovaom-piangonana ity ary mankasitraka an'ireo pretra rahalahy nandray an-tanana ny asan'ny pretra teo anivon'ny Ankohonana Rasoamanarivo nandritra ny dian'ny aumônier tany Madagasikara. Misaotra an'i Môpera Faly isika nitarika ny sorona masina, niaraka tamin'i P. Pascal sy Diakra vaovao Simon izay nisantatra ny asa fanompoana tao San...(tohiny)