Alahady 28 jona, alahady faha-13 nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Nampidirin'i rondro ny Fri, 03/07/2026 - 19:14
I mompera Félicien no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin-dry mompera Fulgence, Barnabé, Daudet ary Joslin. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja kosa no nanomana sy nanenana ny liturjia.