Alahady 28 jona, alahady faha-13 nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Inviato da rondro il Ven, 07/03/2026 - 19:14
I mompera Félicien no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin-dry mompera Fulgence, Barnabé, Daudet ary Joslin. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja kosa no nanomana sy nanenana ny liturjia.