Alahady 16 febroary, alahady faha-6 mandavantaona nentanin'ny MDMK

 

I mgr Donatien no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Faly, Fulgence, Tojo, Jose ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.