Inviato da rondro il Lun, 02/17/2025 - 18:21 I mgr Donatien no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Faly, Fulgence, Tojo, Jose ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.