Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Paka 2025
Sabotsy Masina 2025
Zoma Masina 2025
Alakamisy Masina 2025
Alahady 13 aprily, alahadin'ny Sampankazo nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 6 aprily, alahady faha-5 amin'ny karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 23 martsa, alahady faha-3 amin'ny Karemy, nanaovana ny Fihatahana masina iomanana amin'ny Paka
Alahady 16 martsa, alahady faharoa amin'ny Karemy nentanin'ny MDMK
Voady mandrakizay nataon'i Fr Jean Félix, PDP
Alahady 19 janoary, alahady faha-2 mandavantaona nentanin'ny MDMK
Ho an'ny Settimana di Preghiera per l'Unità dei Cristiani
Alahady 12 janoary, nankalazan'i mompera Jaovelo ny faha-50 taona naha-pretra azy
Alahady 29 desambra, alahady aorian'ny nahaterahan'ny Tompo
Noely 2024 nentanin'ny Antoko Mpihiran'ny Ankohonana
Alahady 22 desambra, alahady faha-4 amin'ny Fiaviana nentanin'ny ELVIR
Alahady 15 desambra, alahady faharoa amin'ny Fiaviana nentanin'ny MDMK
Voady mandrakizay nataon'i Fr Clariel, ocd
Alahady 8 desambra, Fiatahana Masina tany Teramo ho fiomanana amin'ny Noely
Alahady 1 desambra, alahady voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 17 novambra, alahadin'ny Vokatra, taona 2024