Alahady 15 febroary, alahady faha-6 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Germain no nitarika ny Sorona Masina ary i aumônier no nanotrona azy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.