Nampidirin'i rondro ny Wed, 18/02/2026 - 00:21 I mompera Germain no nitarika ny Sorona Masina ary i aumônier no nanotrona azy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.