Nampidirin'i hanitra ny Sun, 11/05/2025 - 22:35 Niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i aumônier ry mompera Fulgence, Barnabé, Eugène ary Joslin sady teo amin'ny zava-maneno ihany koa. Nanomana sy nanentana ny litorjia ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy.