Alahady 11 mey, alahady faha-4 amin'ny Paka

 

Niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i aumônier ry mompera Fulgence, Barnabé, Eugène ary Joslin sady teo amin'ny zava-maneno ihany koa. Nanomana sy nanentana ny litorjia ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy.