Mankasitraka ireo solontenan'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo, ka nahafahantsika nandray anjara tamin'ny "Rosario per la Pace" niarahan'ireo fiangonana vahiny mivondrona ao anatin'ny Diosezin'i Roma, teny amin'ny bazilikan'i Santa Maria degli Angeli e Martiri, ny tolakandron'ny alahady 17 mey teo.





