Maromaro isika zanaky ny Ankohonana no teny amin'ny Kianjan'i Md Piera, sasa-niandry ny Setroka Fotsy ary dia niaraka faly tamin'ny kristianina maneran-tany nony nanambara ny kardinaly Mamberti, protodiacono hoe :
Annuntio vobis gaudium:
HABEMUS PAPAM
Eminentissimum ac reverendissimum Dominum Robertum Franciscum
Sanctae Romane Ecclesiae Cardinalem Prevost
qui sibi nomen imposuit Leonem Decimum Quartum
Ho entintsika am-bavaka hatrany ny Papa Léon XIV amin'ny adidy mavesatra nankinina aminy.