Miarahaba azy telo mirahavavy, Sr Monique, Sr Marie Josée ary Sr Eliane, tamin'ny Fanolorantena mandrakizay notononin'izy ireo teo anoloan'Andriamanitra, ny eveka, ireo lehibeny ary ny kristianina nanatria tao, ny zoma 9 mey 2025 teny amin'ny tranondrizareo eny La Storta, Roma.
Mahaefà be ao anaty Saha ao !