Nampidirin'i rondro ny Tal, 09/06/2026 - 23:55 I mompera Germain no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Toky, Eugène ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.