Alahady 6 septambra, alahady faha-23 mandavantaona nentanin'ny Zanaky ny Diosezin' Ambanja

 

Tafavory nanodidina ny Eokaristia indray ny Ankohonana amin'izao alahady voalohan'ny volana septambra izao, rehefa samy mbola tany amin'ny misy azy avy nandritra ny volana aogositra, fialan-tsasatra.

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Toky, Fabrice, Fulgence, ... ary Rémi. Ny Zanaky ny Diosezin' Ambanja kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.