Alahady 31 mey, alahady fankalazana ny Trinite Masina

 

I mompera Fabrice no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Eugène, Germain, Fulgence ary i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità no nanomana sy nanentana ny litorjia.