Alahady 26 jolay, alahady faha-17 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

Alahady farany iarahantsika amin'ity taona pastoraly 2025/2026 ity io alahady omaly io ka nararaotina ho andro niarahan'ny Ankohonana nivoaka kely. Teny Orte izany no nifamotoanana.

I mompera Toky no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Jemse sy Fabrice. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.