Alahady 26 aprily, alahady faha-4 fankalazana ny Paka nentanin'ny MDMK

 

I mompera Germain no nitarika ny Sorona Masina, ary nanotrona azy ireo pretrantsika vitsivitsy eto Roma sy ny manodidina. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.