Mgr Donatien no nitarika ny Sorona Masina, nanotrona azy i Mgr Herizo, i Mgr Robert Légal, eveka misotro ronono avy any Toulouse sy ireo pretra namanay ao amin'ny "Diaconie de la Beauté" manao fivanihiana masina eto Roma, ary ireo pretrantsika vitsivitsy eto Roma. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.
























