Alahady 17 mey, alahady faha-6 fankalazana ny Paka nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Nampidirin'i rondro ny Sat, 23/05/2026 - 23:46
Pretrantsika maromaro eto Roma sy ny manodidina no niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i mgr Fidélis, evekan'Ambositra. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.