Alahady 17 martsa, alahady faha-5 amin'ny Karemy nentanin'ny MDMK

 

I mompera Jocelyn, Provinsialin'ny Fikambanana zezoita, Faritra Madagasikara no nitarika ny Sorona Masina ary ry mompera Barnabé, Abel, Faly ary Nicolas no nanotrona azy. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.