Nampidirin'i rondro ny Sun, 15/09/2024 - 22:48 I mompera Abel no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Eugène sy i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.