Alahady 1 novambra, fankalazana ireo Olomasina, nentanin'ny ZDA

 

I aumônier sy i mompera Eugène no nanolotra ny Sorona Masina ary ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.