Alahady 8 martsa, alahady fahatelo amin'ny karemy nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

 

I mompera Mamy no nitarika ny Sorona Masina, notronin'ireo rahalahiny vitsivitsy. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia. 

Ity alahady ity ihany koa no nanatontosana ny Fiatahana Masina ho fiomanana amin'ny Paka.