Alahady 4 mey, alahady fahatelo amin'ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera Fulgence. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.