Alahady 25 mey, alahady faha-enina amin'ny Paka nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Barnabé no ntarika ny Sorona Masina, nanotrona azy i mompera Eugène sy i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.