Alahady 2 febroary, fankalazana ny Jiro Masina, nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mompera Eugène no nitarika ny Sorona Masina ary ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.