Alahady 12 jolay, alahady faha-15 nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Inviato da rondro il Dom, 07/12/2026 - 18:49
I mompera no nitarika ny Sorona Masina, izay niarahany nanolotra tamin-dry mompera Jemse, Mitsinjo, Joslin ary Rémi. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.