Alahady 24 mey, alahadin'ny Pantekôty nentanin'ny Ekipa Solida
Inviato da rondro il Mar, 05/26/2026 - 22:43
I mompera Désiré no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Germain, Fulgence, Daudet ary i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.