Alahady 5 mey, alahady fahaenina amin'ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida

 

Nitarika ny Sorona Masina i mompera Joslin ary nanotrona azy i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.